Mpitsara 18:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary natsangan’izy ireo teo amin’ny toerana iray ilay sary sokitra namboarin’i Mika. Teo foana ilay izy tamin’ny fotoana rehetra naha tao Silo+ ny tranon’ilay tena Andriamanitra. Mpitsara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:31 Fandalinana, Boky 2,
31 Ary natsangan’izy ireo teo amin’ny toerana iray ilay sary sokitra namboarin’i Mika. Teo foana ilay izy tamin’ny fotoana rehetra naha tao Silo+ ny tranon’ilay tena Andriamanitra.