-
Mpitsara 19:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Dia nankany aminy ny vadiny mba handresy lahatra azy hody. Ary nitondra mpanompolahy iray sy ampondra roa izy. Dia nampandrosoin’ilay vehivavy tao an-tranon-drainy izy. Faly ny rain’ilay vehivavy rehefa nahita azy.
-