Mpitsara 19:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia hoy izy tamin’ilay mpanompony: “Andao hatao izay hahatongavana eny amin’ny iray amin’iretsy tanàna iretsy. Na isika hatory ao Gibea androany alina, na ao Rama.”+
13 Dia hoy izy tamin’ilay mpanompony: “Andao hatao izay hahatongavana eny amin’ny iray amin’iretsy tanàna iretsy. Na isika hatory ao Gibea androany alina, na ao Rama.”+