Mpitsara 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Rehefa ela ny ela, tamin’iny hariva iny, dia nisy lehilahy efa antitra tonga avy niasa tany an-tsaha. Avy any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima+ izy, fa nipetraka kelikely tao Gibea izy. Benjaminita+ kosa ny mponina tao Gibea.
16 Rehefa ela ny ela, tamin’iny hariva iny, dia nisy lehilahy efa antitra tonga avy niasa tany an-tsaha. Avy any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima+ izy, fa nipetraka kelikely tao Gibea izy. Benjaminita+ kosa ny mponina tao Gibea.