Mpitsara 19:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Manana mololo sy sakafo ampy ho an’ny ampondranay+ izahay, sady manana mofo sy divay+ ho ahy sy ho an’ilay vadikeliko ary ho an’ilay mpanomponay. Efa ao daholo izay rehetra ilainay.”
19 Manana mololo sy sakafo ampy ho an’ny ampondranay+ izahay, sady manana mofo sy divay+ ho ahy sy ho an’ilay vadikeliko ary ho an’ilay mpanomponay. Efa ao daholo izay rehetra ilainay.”