Mpitsara 19:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hoy anefa ilay zokiolona: “Dia tonga soa izany ianao!* Avelao aho hikarakara izay ilainao, fa aza matory eto amin’ny tany malalaky ny tanàna.”
20 Hoy anefa ilay zokiolona: “Dia tonga soa izany ianao!* Avelao aho hikarakara izay ilainao, fa aza matory eto amin’ny tany malalaky ny tanàna.”