-
Mpitsara 19:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Dia nivoaka ilay tompon-trano, ka niteny hoe: “Aza manao an’izany, ry rahalahiko! Aza manao an’izany zava-dratsy izany. Mba mivahiny ato amiko ange io lehilahy io e! Aza manao an’izany zavatra mamoafady izany.
-