-
Mpitsara 19:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Tsy nety nihaino an’ilay zokiolona anefa ireo lehilahy ireo. Dia nalain’ilay lehilahy ilay vadikeliny+ ka navoakany tany amin’izy ireo. Ary naolan’izy ireo sy nanamparany ny filan-dratsiny ilay vehivavy nandritra ny alina mandra-paharainan’ny andro. Dia nalefan’izy ireo izy rehefa nangiran-dratsy ny andro.
-