-
Mpitsara 19:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Vao maraina be, dia tonga ilay vehivavy ka nianjera teo amin’ny fidirana amin’ny tranon’ilay lehilahy nampiantrano ny tompony. Dia nidaboka teo izy mandra-pahazavan’ny andro.
-