-
Mpitsara 20:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Ary hakantsika lehilahy 10 isaky ny 100 ny foko rehetra eo amin’ny Israely, 100 isaky ny 1 000, ary 1 000 isaky ny 10 000, mba hanangona vatsy ho an’ny miaramila. Amin’izay ireo miaramila dia ho afaka hanafika an’i Gibea tanànan’ny fokon’i Benjamina, noho ny zavatra mamoafady nataon-dry zareo teto amin’ny Israely.”
-