23 Ary niakatra nankany Betela ny Israelita ka nitomany teo anatrehan’i Jehovah mandra-paharivan’ny andro. Nanontany an’i Jehovah izy ireo hoe: “Mbola tokony handeha hiady amin’ny taranak’i Benjamina rahalahinay indray ve izahay?”+ Dia hoy i Jehovah: “Miakara hiady aminy.”