Mpitsara 21:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Isika anefa tsy mahazo manome ny zanatsika vavy ho vadin’izy ireo, satria efa nianiana ny vahoakan’Israely hoe: ‘Voaozona izay manome vady ho an’ny fokon’i Benjamina.’”+
18 Isika anefa tsy mahazo manome ny zanatsika vavy ho vadin’izy ireo, satria efa nianiana ny vahoakan’Israely hoe: ‘Voaozona izay manome vady ho an’ny fokon’i Benjamina.’”+