-
Rota 2:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Tonga avy any Betlehema i Boaza tamin’izay, ka hoy izy tamin’ireo mpijinja: “Hanampy anareo anie i Jehovah!” Dia namaly izy ireo hoe: “Hitahy anao anie i Jehovah!”
-