Rota 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia hoy i Boaza: “Efa henoko daholo izay nataonao tamin’ny rafozambavinao taorian’ny nahafatesan’ny vadinao. Henoko koa hoe nandao ny rainao sy ny reninao sy ny tany misy ny havanao ianao, dia nankatỳ amin’ny firenena mbola tsy fantatrao akory.+ Rota Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 2:11 ia 41; w12 1/7 28 Rota Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:11 Tahafo, p. 41 Ny Tilikambo Fiambenana,1/7/2012, p. 28
11 Dia hoy i Boaza: “Efa henoko daholo izay nataonao tamin’ny rafozambavinao taorian’ny nahafatesan’ny vadinao. Henoko koa hoe nandao ny rainao sy ny reninao sy ny tany misy ny havanao ianao, dia nankatỳ amin’ny firenena mbola tsy fantatrao akory.+