-
Rota 3:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Nihinana sy nisotro i Boaza tamin’izay ka falifaly. Dia nandeha natory teny akaikin’ny antontam-bary izy. Ary nitsaitsaika i Rota, ka ningainy ny lamba nandrakotra ny tongotr’i Boaza, dia natory teo izy.
-