-
1 Samoela 2:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 “‘Noho izany, dia hoy i Jehovah Andriamanitry ny Israely: “Marina fa efa niteny aho hoe handeha eo anatrehako foana ny ankohonanao sy ny ankohonan’ny razambenao.”+ Ankehitriny anefa, dia izao no lazain’i Jehovah: “Tsy avelako hitranga intsony izany. Fa izay manome voninahitra ahy no homeko voninahitra,+ ary izay maniratsira ahy kosa hatao tsinontsinona.”
-