-
1 Samoela 3:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Tonga i Jehovah ka nijoro teo, sady niantso toy ny teo aloha hoe: “Samoela! Samoela!” Dia hoy i Samoela: “Mitenena fa mihaino ny mpanomponao.”
-