1 Samoela 8:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy mba nanao hoatran’ny nataony anefa ireo zanany ireo. Nanao ny tsy marina izy ireo mba hahazoana tombony,+ nandray kolikoly,+ ary nanao fitsarana miangatra.+
3 Tsy mba nanao hoatran’ny nataony anefa ireo zanany ireo. Nanao ny tsy marina izy ireo mba hahazoana tombony,+ nandray kolikoly,+ ary nanao fitsarana miangatra.+