-
1 Samoela 9:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Dia hoy i Saoly taminy: “Inona anefa no hoentintsika ho an’ilay lehilahy, raha mankeny isika? Efa lany ny mofo tato anaty harontsika, dia tsy misy na inona na inona azontsika omena an’ilay lehilahin’Andriamanitra. Sa inona no ananantsika?”
-