3 Mandehana hatrany amin’ilay hazobe ao Tabara. Dia hisy telo lahy hifanena aminao. Hiakatra hitady an’ilay tena Andriamanitra any Betela+ izy ireo. Ny iray mitondra zanak’osy telo, ny iray mitondra mofo telo, ary ny iray mitondra divay eran’ny siny lehibe.