1 Samoela 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa tonga dia mandehana midina any Gilgala,+ fa hidina hanaraka anao aho mba hanolotra sorona dorana sy sorona iombonana. Dia miandrasa fito andro mandra-pahatongako any aminao. Hampahafantariko anao avy eo izay tokony hataonao.”
8 Koa tonga dia mandehana midina any Gilgala,+ fa hidina hanaraka anao aho mba hanolotra sorona dorana sy sorona iombonana. Dia miandrasa fito andro mandra-pahatongako any aminao. Hampahafantariko anao avy eo izay tokony hataonao.”