1 Samoela 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah+ izy ireo, ka niteny hoe: ‘Efa nanota izahay,+ satria niala tamin’i Jehovah mba hanompo an’ireo Bala+ sy ireo sarin’i Astarta.+ Fa izao izahay mba vonjeo amin’ny fahavalonay mba hanompoanay anao.’ 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:10 Fandalinana, Boky 1,
10 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah+ izy ireo, ka niteny hoe: ‘Efa nanota izahay,+ satria niala tamin’i Jehovah mba hanompo an’ireo Bala+ sy ireo sarin’i Astarta.+ Fa izao izahay mba vonjeo amin’ny fahavalonay mba hanompoanay anao.’