1 Samoela 13:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary nijanona tao Geban’i+ Benjamina i Saoly sy Jonatana zanany ary ny olona mbola niaraka tamin’izy ireo. Ny Filistinina kosa nitoby tao Mikmasy.+
16 Ary nijanona tao Geban’i+ Benjamina i Saoly sy Jonatana zanany ary ny olona mbola niaraka tamin’izy ireo. Ny Filistinina kosa nitoby tao Mikmasy.+