-
1 Samoela 13:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Koa tsy maintsy nidina tany amin’ny Filistinina ny Israelita rehetra rehefa handranitra lelan’angadinomby na lapìka na famaky na antsy fijinjana.
-