1 Samoela 13:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Tsy nisy nanana sabatra na lefona àry ny olona niaraka tamin’i Saoly sy Jonatana rehefa nisy ady.+ I Saoly sy Jonatana zanany ihany no nanana fitaovam-piadiana.
22 Tsy nisy nanana sabatra na lefona àry ny olona niaraka tamin’i Saoly sy Jonatana rehefa nisy ady.+ I Saoly sy Jonatana zanany ihany no nanana fitaovam-piadiana.