1 Samoela 14:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia hoy ny iray tamin’ny olona: “Ny rainao efa nanao teny hentitra tamin’izy nampanao fianianana hoe: ‘Voaozona izay olona mihinan-kanina androany!’+ Izany no mahatonga ny olona ho reraka be.” 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:28 Ny Tilikambo Fiambenana,1/9/1986, p. 31
28 Dia hoy ny iray tamin’ny olona: “Ny rainao efa nanao teny hentitra tamin’izy nampanao fianianana hoe: ‘Voaozona izay olona mihinan-kanina androany!’+ Izany no mahatonga ny olona ho reraka be.”