1 Samoela 14:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Koa nisy niteny tamin’i Saoly hoe: “Manota amin’i Jehovah ny olona, fa mihinana hena miaraka amin’ny rany.”+ Dia hoy i Saoly: “Efa nivadika ianareo. Manakodiava vato lehibe manketỳ amiko izao dia izao.” 1 Samoela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 14:33 w94 15/4 31 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:33 Ny Tilikambo Fiambenana,15/4/1994, p. 311/9/1986, p. 31
33 Koa nisy niteny tamin’i Saoly hoe: “Manota amin’i Jehovah ny olona, fa mihinana hena miaraka amin’ny rany.”+ Dia hoy i Saoly: “Efa nivadika ianareo. Manakodiava vato lehibe manketỳ amiko izao dia izao.”