1 Samoela 17:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nanaraka an’i Saoly tany an’ady ny telo lahy zokiny indrindra tamin’ny zanak’i Jese.+ Ireto avy ny anaran’ireo zanany telo lahy lasa tany an’ady ireo: Eliaba+ no lahimatoa, Abinadaba+ no faharoa, ary Sama+ no fahatelo. 1 Samoela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 17:13 w11 1/9 29 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 17:13 Ny Tilikambo Fiambenana,1/9/2011, p. 29
13 Nanaraka an’i Saoly tany an’ady ny telo lahy zokiny indrindra tamin’ny zanak’i Jese.+ Ireto avy ny anaran’ireo zanany telo lahy lasa tany an’ady ireo: Eliaba+ no lahimatoa, Abinadaba+ no faharoa, ary Sama+ no fahatelo.