1 Samoela 17:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ento ho an’ny lehiben’ny arivo koa ireto fromazy* folo ireto. Ary jereo hoe manao ahoana ny rahalahinao, ka itondrao porofo avy any amin-dry zareo aho mba hamantarako hoe tsy maninona ry zareo.” 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 17:18 Fandalinana, Boky 2,
18 Ento ho an’ny lehiben’ny arivo koa ireto fromazy* folo ireto. Ary jereo hoe manao ahoana ny rahalahinao, ka itondrao porofo avy any amin-dry zareo aho mba hamantarako hoe tsy maninona ry zareo.”