1 Samoela 17:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Tonga dia navelan’i Davida teo amin’ny mpiambina entana ny entany, ka nihazakazaka nankeny amin’ireo miaramila izy. Rehefa tonga teny izy, dia nanontany hoe manao ahoana ny rahalahiny.+
22 Tonga dia navelan’i Davida teo amin’ny mpiambina entana ny entany, ka nihazakazaka nankeny amin’ireo miaramila izy. Rehefa tonga teny izy, dia nanontany hoe manao ahoana ny rahalahiny.+