1 Samoela 18:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Rehefa tonga anefa ny fotoana hanomezana an’i Meraba zanakavavin’i Saoly ho an’i Davida, dia efa nomena ho vadin’i Adriela+ Meholatita izy. 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:19 Fandalinana, Boky 1,
19 Rehefa tonga anefa ny fotoana hanomezana an’i Meraba zanakavavin’i Saoly ho an’i Davida, dia efa nomena ho vadin’i Adriela+ Meholatita izy.