1 Samoela 19:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nilaza tamin’i Jonatana zanany sy ny mpanompony rehetra i Saoly tatỳ aoriana, fa tiany hovonoina ho faty i Davida.+
19 Nilaza tamin’i Jonatana zanany sy ny mpanompony rehetra i Saoly tatỳ aoriana, fa tiany hovonoina ho faty i Davida.+