1 Samoela 19:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary nisy olona nirahin’i Saoly taorian’izay mba hanao andry maso ny tranon’i Davida, sy hamono azy ho faty ny ampitso maraina.+ Nilaza tamin’i Davida anefa i Mikala vadiny hoe : “Raha tsy mandositra izao alina izao ianao, dia ho faty rahampitso.” 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 19:11 Fandalinana, Boky 2,
11 Ary nisy olona nirahin’i Saoly taorian’izay mba hanao andry maso ny tranon’i Davida, sy hamono azy ho faty ny ampitso maraina.+ Nilaza tamin’i Davida anefa i Mikala vadiny hoe : “Raha tsy mandositra izao alina izao ianao, dia ho faty rahampitso.”