1 Samoela 20:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary tsy niteny na inona na inona mihitsy i Saoly tamin’iny andro iny, fa hoy izy anakampo: ‘Nisy zavatra nitranga angamba, dia tsy madio izy.+ Ie, tena izay mihitsy! Tsy madio izy.’ 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 20:26 Fandalinana, Boky 1,
26 Ary tsy niteny na inona na inona mihitsy i Saoly tamin’iny andro iny, fa hoy izy anakampo: ‘Nisy zavatra nitranga angamba, dia tsy madio izy.+ Ie, tena izay mihitsy! Tsy madio izy.’