1 Samoela 24:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Izany no nolazain’i Davida mba hisakanana* ny olony tsy hamely an’i Saoly. I Saoly kosa nitsangana ka niala tao amin’ilay lava-bato, ary nanohy ny diany.
7 Izany no nolazain’i Davida mba hisakanana* ny olony tsy hamely an’i Saoly. I Saoly kosa nitsangana ka niala tao amin’ilay lava-bato, ary nanohy ny diany.