1 Samoela 24:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia nitsangana i Davida ka nivoaka avy tao amin’ilay lava-bato, ary niantsoantso avy tao aorian’i Saoly hoe: “Ry mpanjaka tompoko ô!”+ Rehefa nitodika i Saoly, dia niondrika i Davida ka niankohoka tamin’ny tany.
8 Dia nitsangana i Davida ka nivoaka avy tao amin’ilay lava-bato, ary niantsoantso avy tao aorian’i Saoly hoe: “Ry mpanjaka tompoko ô!”+ Rehefa nitodika i Saoly, dia niondrika i Davida ka niankohoka tamin’ny tany.