1 Samoela 25:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Henoko fa manety ondry ianao. Rehefa tafaraka taminay ny mpiandry ondrinao, dia tsy nihetraketraka taminy izahay.+ Hitan’izy ireo hoe tsy nisy na inona na inona very nandritra ny fotoana rehetra nijanonany teto Karmela. 1 Samoela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 25:7 ia 78; w09 1/7 19 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 25:7 Tahafo, p. 78 Ny Tilikambo Fiambenana,1/7/2009, p. 19
7 Henoko fa manety ondry ianao. Rehefa tafaraka taminay ny mpiandry ondrinao, dia tsy nihetraketraka taminy izahay.+ Hitan’izy ireo hoe tsy nisy na inona na inona very nandritra ny fotoana rehetra nijanonany teto Karmela.