1 Samoela 25:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tsara fanahy be taminay anefa ireo lehilahy ireo. Tsy mba nihetraketraka taminay ry zareo, sady tsy nisy zavatray very na iray aza nandritra ny fotoana rehetra niarahanay tany an-tsaha.+ 1 Samoela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 25:15 ia 78; w09 1/7 19 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 25:15 Tahafo, p. 78 Ny Tilikambo Fiambenana,1/7/2009, p. 19
15 Tsara fanahy be taminay anefa ireo lehilahy ireo. Tsy mba nihetraketraka taminay ry zareo, sady tsy nisy zavatray very na iray aza nandritra ny fotoana rehetra niarahanay tany an-tsaha.+