1 Samoela 25:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary i Davida efa niteny hoe: “Niasa maina fotsiny aho niambina an’izay rehetra ananan’ilay rangahy iny tany an-tany efitra. Tsy nisy very na iray aza ny fananany,+ nefa ratsy no avaliny ny soa nataoko.+
21 Ary i Davida efa niteny hoe: “Niasa maina fotsiny aho niambina an’izay rehetra ananan’ilay rangahy iny tany an-tany efitra. Tsy nisy very na iray aza ny fananany,+ nefa ratsy no avaliny ny soa nataoko.+