1 Samoela 25:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Hotahina anie ianao noho ny fahendrenao! Ary hotahina anie ianao, satria nosakananao aho androany mba tsy ho meloka ho nandatsa-dra+ sy tsy hamaly faty!*
33 Hotahina anie ianao noho ny fahendrenao! Ary hotahina anie ianao, satria nosakananao aho androany mba tsy ho meloka ho nandatsa-dra+ sy tsy hamaly faty!*