1 Samoela 28:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Efa maty i Samoela tamin’izay, ary efa nisaona azy ny Israely rehetra ka nandevina azy tao an-tanànany tao Rama.+ Ary efa nesorin’i Saoly tsy ho eo amin’ilay tany ny mpamoha angatra sy ny mpilaza ny hoavy.+ 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 28:3 Fandalinana, Boky 1,
3 Efa maty i Samoela tamin’izay, ary efa nisaona azy ny Israely rehetra ka nandevina azy tao an-tanànany tao Rama.+ Ary efa nesorin’i Saoly tsy ho eo amin’ilay tany ny mpamoha angatra sy ny mpilaza ny hoavy.+