1 Samoela 28:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia narosony ho an’i Saoly sy ny mpanompony izany, ka nihinana izy ireo. Nitsangana izy ireo avy eo, ary lasa nandeha iny alina iny ihany.+
25 Dia narosony ho an’i Saoly sy ny mpanompony izany, ka nihinana izy ireo. Nitsangana izy ireo avy eo, ary lasa nandeha iny alina iny ihany.+