-
1 Samoela 29:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Tezitra taminy anefa ireo andrianan’ny Filistinina ka niteny taminy hoe: “Asaivo miverina any io!+ Avereno any amin’izay toerana nametrahanao azy izy, fa aza avela hiara-midina amintsika ho any an’ady, sao hivadihany eo isika.+ Tsy hoentiny any amin’ny tompony fotsiny ve ny lohan’ireto miaramilantsika ireto, dia hahazo sitraka aminy izy?
-