-
1 Samoela 30:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Hoy àry i Davida taminy: “Azonao entina midina mankany amin’izany mpandroba izany ve aho?” Dia hoy izy: “Hoentiko midina mankany amin’ireo mpandroba ianao, raha mianiana amiko amin’ny anaran’Andriamanitra fa tsy hamono ahy ho faty, sady tsy hanolotra ahy amin’ny tompoko.”
-