-
1 Samoela 30:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Fa hoy kosa ireo olona ratsy fanahy sy tsy misy ilana azy, anisan’ny niaraka tamin’i Davida: “Tsy homentsika na inona na inona avy amin’ny zavatra babo azontsika ireo, satria tsy nandeha niaraka tamintsika. Ny vady aman-janany ihany no azony alaina, dia aleo izy handeha.”
-