-
1 Samoela 31:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 dia niainga ny miaramila rehetra ka nandeha nandritra ny alina. Dia nalain’izy ireo teo amin’ny mandan’i Beti-sana ny fatin’i Saoly sy ny fatin’ny zanany. Ary niverina tany Jabesy izy ireo, ka nodorany tany ireo faty.
-