2 Samoela 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary hoy i Davida taminy: “Ianao ihany no tompon’andraikitra amin’ny fahafatesanao,* satria ny vavanao ihany no niampanga anao hoe: ‘Izaho no namono ny voahosotr’i Jehovah.’”+
16 Ary hoy i Davida taminy: “Ianao ihany no tompon’andraikitra amin’ny fahafatesanao,* satria ny vavanao ihany no niampanga anao hoe: ‘Izaho no namono ny voahosotr’i Jehovah.’”+