2 Samoela 1:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Aza lazaina any Gata+ izany;Aza ambara eny amin’ny lalan’i Askelona,Sao hifaly ny zanakavavin’ny Filistinina,Sao hiravoravo ny zanakavavin’ireo tsy mifora.
20 Aza lazaina any Gata+ izany;Aza ambara eny amin’ny lalan’i Askelona,Sao hifaly ny zanakavavin’ny Filistinina,Sao hiravoravo ny zanakavavin’ireo tsy mifora.