-
2 Samoela 1:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Ry zanakavavin’ny Israely ô, mitomania an’i Saoly!
Nampitafy anareo akanjo mena midorehitra izy, sady nampanao anareo haingo lafo vidy,
Ary nanisy ravaka volamena teny amin’ny akanjonareo.
-