2 Samoela 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nilaza tamin’i Joaba i Abnera tamin’ny farany hoe: “Aleo hitsangana ireo tovolahy, dia hiady* eto anatrehantsika.” Dia hoy i Joaba: “Eny àry! Aleo izy ireo hitsangana.”
14 Nilaza tamin’i Joaba i Abnera tamin’ny farany hoe: “Aleo hitsangana ireo tovolahy, dia hiady* eto anatrehantsika.” Dia hoy i Joaba: “Eny àry! Aleo izy ireo hitsangana.”